Matthew 22:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«NY TOMPO nilaza tamin’ny Tompoko hoe: Mipetraha eo ankavanako ambara-panaoko ny fahavalonao ho eo ambanin’ny tongotrao» (Sal 110.1)?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra nilaza tamin’ny Tompoko hoe: Mipetraha eo ankavanako ianao ambara-panaovako ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ny Tompo Andriamanitra dia niteny hentitra tamin’ny Mpanjaka Tompoko hoe: Mipetraha amin’ny sezafiandrianana eto ankavanako; Izaho kosa hanao ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao!»
Malagasy Bible 1865
Jehovah nilaza tamin'ny Tompoko hoe: Mipetraha eo an-tanako ankavanana Ambara-panaoko ny fahavalonao ho eo ambanin'ny tongotrao (Sal. 110. 1)?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«NY TOMPO nilaza tamin’ny Tompoko hoe: Mipetraha eo ankavanako ambara-panaoko ny fahavalonao ho eo ambanin’ny tongotrao» (Sal 110.1)?
malagasy
Jehovah nilaza tamin'ny Tompoko hoe: Mipetraha eo an-tanako ankavanana Ambara-panaoko ny fahavalonao ho eo ambanin'ny tongotrao (Sal. 110. 1)?