Matthew 22:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha i Davida ary miantso Azy hoe: Tompo, ahoana no maha Zanany Azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha antsoin’i Davida ho Tompony Izy, ahoana no maha-Zanany Azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha i Davida àry miantso ny Mesia hoe «Tompoko», ahoana no maha Zanany Azy?
Malagasy Bible 1865
Koa raha Davida ary manao Azy hoe Tompo, ahoana no maha-zanany Azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha i Davida ary miantso Azy hoe: Tompo, ahoana no maha Zanany Azy?
malagasy
Koa raha Davida ary manao Azy hoe Tompo, ahoana no maha-zanany Azy?Dia tsy nisy nahavaly Azy na dia teny iray akory aza; ary hatramin'izay andro izay dia tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.