Matthew 22:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tsy nisy nahavaly Azy na dia teny iray akory aza; ary hatramin’izay andro izay dia tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nisy nahavaly Azy na dia teny iray akory aza; ka hatramin’izay dia tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tsy nisy nahavaly an’i Jesoa na dia teny iray akory aza ry zareo; ary nanomboka hatramin’io andro io dia tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.
Malagasy Bible 1865
Dia tsy nisy nahavaly Azy na dia teny iray akory aza; ary hatramin'izay andro izay dia tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tsy nisy nahavaly Azy na dia teny iray akory aza; ary hatramin’izay andro izay dia tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.
malagasy
Dia tsy nisy nahavaly Azy na dia teny iray akory aza; ary hatramin'izay andro izay dia tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.