Matthew 22:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy nahoan’ireo akory izany, fa samy lasa nandeha izy, ny iray dia ho any amin’ny sahany, ny iray dia ho any amin’ny varony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa tsy nahoany akory izany, fa samy lasa nandeha izy, ny iray nankany amin’ny sahany, ny iray nankany amin’ny varony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo tsy nahoan’ireo nasaina izany, fa samy lasa nandeha izy rehetra, ny anankiray any amin’ny saha voleny, ary ny anankiray any amin’ny varotra karakarainy;
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy nahoany akory izany, fa samy lasa nandeha izy, ny anankiray ho any amin'ny sahany, ary ny anankiray ho any amin'ny varony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy nahoan’ireo akory izany, fa samy lasa nandeha izy, ny iray dia ho any amin’ny sahany, ny iray dia ho any amin’ny varony.
malagasy
Nefa tsy nahoany akory izany, fa samy lasa nandeha izy, ny anankiray ho any amin'ny sahany, ary ny anankiray ho any amin'ny varony.