Matthew 22:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny sisa dia nisambotra ny mpanompony, dia nisetrasetra taminy ka namono azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny sasany nisambotra ny ankiziny, ka nony efa notevatevainy dia novonoiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ny sasany dia nisambotra ireo mpiasa ka nisetrasetra taminy sy namono azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny sisa nisambotra ny mpanompony, dia nisetrasetra taminy ka namono azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny sisa dia nisambotra ny mpanompony, dia nisetrasetra taminy ka namono azy.
malagasy
Ary ny sisa nisambotra ny mpanompony, dia nisetrasetra taminy ka namono azy.