Matthew 22:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tezitra ilay mpanjaka ka naniraka ny miaramilany dia nandringana ireny mpamono olona ireny sady nandoro ny tanànany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tezitra ny mpanjaka nony nandre izany, ka naniraka miaramila nandringana izany mpamono olona izany, sy nandoro ny tanànany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tezitra kosa ilay mpanjaka, hany ka nandefa miaramila handringana ireo mpamono olona ireo sy handoro ny tanànany.
Malagasy Bible 1865
Ary dia tezitra ilay mpanjaka ka naniraka ny miaramilany, dia nandringana izany mpamono olona izany sady nandoro ny tanànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tezitra ilay mpanjaka ka naniraka ny miaramilany dia nandringana ireny mpamono olona ireny sady nandoro ny tanànany.
malagasy
Ary dia tezitra ilay mpanjaka ka naniraka ny miaramilany, dia nandringana izany mpamono olona izany sady nandoro ny tanànany.