Matthew 22:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy tamin’ny mpanompony: Efa vonona ny fampakaram-bady fa ireo izay nasaina no tsy mendrika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy tamin’ny ankiziny: ‹Efa voaomana ny fanasana amin’ny fampakaram-bady, fa ny nasaina no tsy mendrika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy izy tamin’ny mpiasany: «Efa voaomana ny fanasambe, saingy ireo nasaina no tsy mendrika.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy tamin'ny mpanompony: Efa voavoatra ny fampakaram-bady, fa ny efa nasaina no tsy miendrika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy tamin’ny mpanompony: Efa vonona ny fampakaram-bady fa ireo izay nasaina no tsy mendrika.
malagasy
Dia hoy izy tamin'ny mpanompony: Efa voavoatra ny fampakaram-bady, fa ny efa nasaina no tsy miendrika.