Matthew 22:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mankanesa ianareo eny amin’ny sampanan-dalana ary izay hitanareo dia asao ho ao amin’ny fampakaram-bady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mandehana ianareo any amin’ny fihaonan-dalana, ary asao ho atỳ amin’ny fampakaram-bady avokoa izay hitanareo›.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mankanesa any amin’ny fihaonan-dalana, ary izay hitanareo dia asao avokoa ho atỳ amin’ny fanasambe.»
Malagasy Bible 1865
Koa mankanesa ianareo any amin'ny sampanan-dalana, ary izay hitanareo, dia asao ho ao amin'ny fampakaram-bady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mankanesa ianareo eny amin’ny sampanan-dalana ary izay hitanareo dia asao ho ao amin’ny fampakaram-bady.
malagasy
Koa mankanesa ianareo any amin'ny sampanan-dalana, ary izay hitanareo, dia asao ho ao amin'ny fampakaram-bady.