Matthew 23:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’izany Jesosy dia niteny tamin’ny vahoaka sy tamin’ny mpianany hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia niteny tamin’ny vahoaka sy tamin’ny mpianany i Jesoa
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia niteny tamin’ny vahoaka sy ny mpianany i Jesoa
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany Jesosy dia niteny tamin'ny vahoaka sy tamin'ny mpianany ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’izany Jesosy dia niteny tamin’ny vahoaka sy tamin’ny mpianany hoe:
malagasy
Ary tamin'izany Jesosy dia niteny tamin'ny vahoaka sy tamin'ny mpianany ka nanao hoe: