Matthew 23:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary aza mba mety antsoina hoe mpitarika ianareo; fa iray ihany no Mpitarika anareo dia Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mety hatao hoe mpampianatra; fa iray ihany ny Mpampianatra anareo, dia i Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary aza mba mety hantsoina hoe «Mpitarika» fa iray ihany no Mpitarika anareo, dia ny Mesia.
Malagasy Bible 1865
Ary aza mba mety hatao hoe mpitarika ianareo; fa iray ihany no Mpitarika anareo, dia Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary aza mba mety antsoina hoe mpitarika ianareo; fa iray ihany no Mpitarika anareo dia Kristy*.
malagasy
Ary aza mba mety hatao hoe mpitarika ianareo; fa iray ihany no Mpitarika anareo, dia Kristy.