Matthew 23:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izay hanandra-tena dia haetry, ary izay hanetry tena dia hasandratra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay hanandra-tena dia haetry; ary izay hanetry tena dia hasandratra.
Malagasy Bible 1865
Fa izay manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.
malagasy
Fa izay manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra.