Matthew 23:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa lozanareo, mpanoradalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy, fa arindrinareo eo anoloan’ny olona ny fanjakan’ny lanitra; fa tsy miditra ianareo ary izay te hiditra tsy avelanareo hiditra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mila loza ianareo mpanora-dalàna sy Farisianina mpihatsaravelatsihy, fa hidianareo eo anoloan’ny olona ny fanjakan’ny lanitra; ka ny tenanareo tsy miditra, ny olona hiditra sakananareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Mampalahelo ianareo, ry mpahay lalàna sy Farisianina mpihatsaravelatsihy! Fa hidianareo eo anoloan’ny olona ny vavahady mankao amin’ny Fanjakàn’ny lanitra; ka ianareo tsy miditra, ary izay te hiditra tsy avelanareo hiditra. [
Malagasy Bible 1865
Fa lozanareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! fa arindrinareo eo anoloan'ny olona ny fanjakan'ny lanitra; fa ianareo tsy miditra, ary izay miditra dia tsy avelanareo hiditra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa lozanareo, mpanoradalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy, fa arindrinareo eo anoloan’ny olona ny fanjakan’ny lanitra; fa tsy miditra ianareo ary izay te hiditra tsy avelanareo hiditra.
malagasy
Fa lozanareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! fa arindrinareo eo anoloan'ny olona ny fanjakan'ny lanitra; fa ianareo tsy miditra, ary izay miditra dia tsy avelanareo hiditra.[Ampio hoe:]