Matthew 23:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozanareo, mpanoradalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa laninareo ny tranon’ny mpitondratena, dia manao vavaka lavareny mba ho fiolahana ianareo; koa izany no hahazoanareo fanamelohana mafimafy kokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mila loza ianareo, mpanora-dalàna sy Farisianina mpihatsaravelatsihy, fa ny fivavahanareo lavareny no entinareo mihinana ny fananan’ny mpitondratena; izany no vao mainka hahamafimafy kokoa ny fanamelohana anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampalahelo ianareo, ry mpahay lalàna sy Farisianina mpihatsaravelatsihy! Fa tapitrareo ny fananan’ny mpitondratena ary vavaka lavareny no mody ataonareo hisehosehoana; noho izany, dia hohelohina mafimafy kokoa ianareo.]
Malagasy Bible 1865
(Lozanareo mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa laninareo ny tranon'ny mpitondratena, ary dia manao vavaka lavareny ho fiolahana ianareo; koa izany no hahazoanareo fahamelohana mafimafy kokoa.)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozanareo, mpanoradalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa laninareo ny tranon’ny mpitondratena, dia manao vavaka lavareny mba ho fiolahana ianareo; koa izany no hahazoanareo fanamelohana mafimafy kokoa.
malagasy