Matthew 23:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry adala sy jamba! Inona no lehibe, ny volamena va, sa ny tempoly izay nahamasina ny volamena?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry adala sy jamba, iza no ambonimbony kokoa, ny volamena sa ny Tempoly izay mahamasina ny volamena?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misaina sady jamba ianareo! Inona no mendri-kaja kokoa, ny volamena sa ny Toeramasina izay mahamasina ny volamena?
Malagasy Bible 1865
Ry adala sy jamba! iza no lehibe, ny volamena va, sa ny tempoly izay nahamasina ny volamena?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry adala sy jamba! Inona no lehibe, ny volamena va, sa ny tempoly izay nahamasina ny volamena?
malagasy
Ry adala sy jamba! iza no lehibe, ny volamena va, sa ny tempoly izay nahamasina ny volamena?