Matthew 23:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary koa: Raha misy mianiana amin’ny alitara dia tsy mampaninona izany; fa raha misy mianiana amin’ny fanatitra eo amboniny dia mamato-tena izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary koa: Raha misy mianiana amin’ny ôtely, tsy mampaninona izany; fa raha misy mianiana amin’ny fanatitra eo amboniny, dia voafehy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa ianareo hoe: «Raha misy mianiana amin’ny alitara, dia tsy voafehin’ny fianianany velively; fa raha misy mianiana amin’ny fanatitra eo ambony alitara, dia voafehin’ny fianianany.»
Malagasy Bible 1865
Ary koa: Raha misy mianiana amin'ny alitara, dia tsy mampaninona izany; fa raha misy mianiana amin'ny fanatitra eo amboniny, dia haningo-tena izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary koa: Raha misy mianiana amin’ny alitara dia tsy mampaninona izany; fa raha misy mianiana amin’ny fanatitra eo amboniny dia mamato-tena izy.
malagasy
Ary koa: Raha misy mianiana amin'ny alitara, dia tsy mampaninona izany; fa raha misy mianiana amin'ny fanatitra eo amboniny, dia haningo-tena izy.