Matthew 23:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry jamba! Inona no lehibe, ny fanatitra, sa ny alitara izay mahamasina ny fanatitra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry jamba, iza no ambonimbony kokoa, ny fanatitra sa ny ôtely izay mahamasina ny fanatitra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misaina sady jamba ianareo! Inona no mendri-kaja kokoa, ny fanatitra sa ny alitara izay mahamasina ny fanatitra?
Malagasy Bible 1865
Ry jamba! iza no lehibe, ny fanatitra, sa ny alitara izay mahamasina ny fanatitra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry jamba! Inona no lehibe, ny fanatitra, sa ny alitara izay mahamasina ny fanatitra?
malagasy
Ry jamba! iza no lehibe, ny fanatitra, sa ny alitara izay mahamasina ny fanatitra?