Matthew 23:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eo amin’ny fitoeran’i Mosesy no ipetrahan’ny mpanoradalàna sy ny Fariseo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nanao hoe: «Efa mipetraka eo amin’ny fipetrahan’i Môizy ny mpanora-dalàna sy ny Farisianina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nanao hoe: –Nomena fahefana hivaofy ny lalànan ’i Mosesy ny mpahay lalàna sy ny Farisianina.
Malagasy Bible 1865
Eo amin'ny fipetrahan'i Mosesy no ipetrahan'ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eo amin’ny fitoeran’i Mosesy no ipetrahan’ny mpanoradalàna* sy ny Fariseo*;
malagasy
Eo amin'ny fipetrahan'i Mosesy no ipetrahan'ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo;