Matthew 23:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’izany, izay mianiana amin’ny alitara, dia mianiana aminy sy amin’ny zavatra rehetra izay eo amboniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa amin’izany, izay mianiana amin’ny ôtely, dia mianiana aminy sy amin’izay rehetra eo amboniny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa amin’izany, izay mianiana amin’ny alitara dia mianiana amin’ny alitara sy amin’izay rehetra eo amboniny;
Malagasy Bible 1865
Koa amin'izany, izay mianiana amin'ny alitara, dia mianiana aminy mbamin'ny zavatra rehetra izay eo amboniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’izany, izay mianiana amin’ny alitara, dia mianiana aminy sy amin’ny zavatra rehetra izay eo amboniny.
malagasy
Koa amin'izany, izay mianiana amin'ny alitara, dia mianiana aminy mbamin'ny zavatra rehetra izay eo amboniny.