Matthew 23:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay mianiana amin’ny tempoly dia mianiana aminy sy amin’izay mitoetra ao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay rehetra mianiana amin’ny Tempoly, dia mianiana aminy sy amin’Ilay mitoetra ao anatiny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary izay mianiana amin’ny Toeramasina dia mianiana amin’ny Toeramasina sy amin’Andriamanitra Izay monina ao;
Malagasy Bible 1865
Ary izay mianiana amin'ny tempoly dia mianiana aminy mbamin'izay mitoetra ao anatiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay mianiana amin’ny tempoly dia mianiana aminy sy amin’izay mitoetra ao aminy.
malagasy
Ary izay mianiana amin'ny tempoly dia mianiana aminy mbamin'izay mitoetra ao anatiny.