Matthew 23:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry jamba nefa mpitarika! Tantavaninareo ny moka nefa atelinareo ny rameva.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry mpitari-dalana jamba, ny moka tantavaninareo, nefa ny rameva atelinareo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry mpitari-dalana jamba, tantavaninareo ny moka amin’ny zava-pisotronareo, nefa ny rameva atelinareo.
Malagasy Bible 1865
Ry mpitarika jamba! tantavaninareo ny moka, nefa atelinareo ny rameva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry jamba nefa mpitarika! Tantavaninareo ny moka nefa atelinareo ny rameva.
malagasy
Ry mpitarika jamba! tantavaninareo ny moka, nefa atelinareo ny rameva.