Matthew 23:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry Fariseo jamba! Diovy aloha ny atin’ny kapoaka sy ny lovia mba ho madio koa ny ivelany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Farisianina jamba, diovy aloha ny atin’ny kapoaka sy ny lovia, mba ho madio koa ny vohony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao, ry Farisianina jamba, diovy aloha ny atin’ny kaopy sy ny lovia, ary dia hanjary madio koa ny vohony.
Malagasy Bible 1865
Ry Fariseo jamba! diovy aloha ny atin'ny kapoaka sy ny lovia, mba ho madio koa ny vohony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry Fariseo jamba! Diovy aloha ny atin’ny kapoaka sy ny lovia mba ho madio koa ny ivelany.
malagasy
Ry Fariseo jamba! diovy aloha ny atin'ny kapoaka sy ny lovia, mba ho madio koa ny vohony.