Matthew 23:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozanareo, mpanoradalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa ianareo dia tahaka ny fasana voalalotra fotsy, izay miseho ho tsara tarehy eo ivelany, nefa ny ao anatiny dia feno taolam-paty mbamin’ny fahalotoana rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mila loza ianareo, ry mpanora-dalàna sy Farisianina mpihatsaravelatsihy, fa tahaka ny fasana voalalotra fotsy ianareo eto ivelany ka miseho ho tsara, fa ao anatiny feno taolam-paty sy olitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampalahelo ianareo, ry mpahay lalàna sy Farisianina mpihatsaravelatsihy! Fa tahaka ny fasana voalalotra fotsy ianareo ka madio eto ivelany nefa ao anatiny feno taolam-paty sy henika fahalòvana.
Malagasy Bible 1865
Lozanareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! fa ianareo dia tahaka ny fasana voalalotra fotsy, izay miseho tsara tarehy eo ivelany, nefa ny ao anatiny dia feno taolan'ny maty mbamin'ny fahalotoana rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozanareo, mpanoradalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa ianareo dia tahaka ny fasana voalalotra fotsy, izay miseho ho tsara tarehy eo ivelany, nefa ny ao anatiny dia feno taolam-paty mbamin’ny fahalotoana rehetra.
malagasy