Matthew 23:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tahaka izany koa ianareo: Raha amin’ny eo ivelany dia miseho amin’ny olona ho marina, nefa ny ao anatinareo dia feno fihatsarambelatsihy sy tsy fankatoavan-dalàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany koa ianareo eto ivelany miseho ho marina eo imason’ny olona, nefa ao anatinareo feno fihatsarambelatsihy sy faharatsiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany koa ianareo: eto ivelany miseho ho marina imason’ny olona, nefa ao anatinareo feno fihatsarambelatsihy sy fandikan-dalàna.
Malagasy Bible 1865
Dia tahaka izany koa ianareo: raha amin'ny eo ivelany dia miseho amin'ny olona ho marina, nefa ny ao anatinareo dia feno fihatsaram-belatsihy sy tsi-fankatoavan-dalàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tahaka izany koa ianareo: Raha amin’ny eo ivelany dia miseho amin’ny olona ho marina, nefa ny ao anatinareo dia feno fihatsarambelatsihy sy tsy fankatoavan-dalàna.
malagasy
Dia tahaka izany koa ianareo: raha amin'ny eo ivelany dia miseho amin'ny olona ho marina, nefa ny ao anatinareo dia feno fihatsaram-belatsihy sy tsi-fankatoavan-dalàna.