Matthew 23:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozanareo, mpanoradalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa manorina ny fasan’ny mpaminany ianareo sady manisy haingony ny rarivatom-pasan’ny olona marina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mila loza ianareo, ry mpanora-dalàna sy Farisianina mpihatsaravelatsihy, fa manamboatra ny fasan’ny mpaminany ianareo sady manisy haingony ny tsangam-baton’ny olo-marina
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampalahelo ianareo, ry mpahay lalàna sy Farisianina mpihatsaravelatsihy! Fa amboarinareo ny fasan’ny mpaminani n’Andriamanitra ary ravahanareo rarivato ny fasan’ny olo-marina,
Malagasy Bible 1865
Lozanareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! fa manao ny fasan'ny mpaminany ianareo sady manisy haingony ny rarivatom-pasan'ny olona marina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozanareo, mpanoradalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa manorina ny fasan’ny mpaminany ianareo sady manisy haingony ny rarivatom-pasan’ny olona marina,
malagasy
Lozanareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! fa manao ny fasan'ny mpaminany ianareo sady manisy haingony ny rarivatom-pasan'ny olona marina,