Matthew 23:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa amin’izany, izay rehetra lazainy dia ataovy ka tandremo; fa aza mba manao araka ny asany, satria miteny ihany izy nefa tsy manatanteraka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka ataovy sy araho izay rehetra lazainy aminareo, fa aza maka tahaka ny ataony, satria milaza fotsiny izy fa tsy manao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa amin’izany, ataovy sy araho izay rehetra lazainy; fa aza maka tahaka ny ataony, satria milaza fotsiny ry zareo fa tsy manao.
Malagasy Bible 1865
koa amin'izany, izay rehetra lazainy dia ataovy ka tandremo; fa aza mba manao araka ny asany, satria miteny ihany izy, nefa tsy manao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa amin’izany, izay rehetra lazainy dia ataovy ka tandremo; fa aza mba manao araka ny asany, satria miteny ihany izy nefa tsy manatanteraka.
malagasy
koa amin'izany, izay rehetra lazainy dia ataovy ka tandremo; fa aza mba manao araka ny asany, satria miteny ihany izy, nefa tsy manao.