Matthew 23:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa hoy ianareo: Raha niara-belona tamin’ny razanay izahay dia tsy mba ho niombona taminy handatsa-dra ny mpaminany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka manao hoe: Raha izahay no mba tamin’ny andron’ny razanay, dia tsy ho niray tetika taminy, handatsaka ny ran’ny mpaminany izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hoy ianareo hoe: «Raha velona tamin’ny andron’ny razanay izahay, dia tsy ho niray tetika taminy handatsa-dra ny mpaminanin’Andriamanitra.»
Malagasy Bible 1865
ka hoy ianareo: Raha niara-belona tamin'ny razanay izahay, dia tsy mba nikambana taminy handatsa-drà ny mpaminany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa hoy ianareo: Raha niara-belona tamin’ny razanay izahay dia tsy mba ho niombona taminy handatsa-dra ny mpaminany.
malagasy
ka hoy ianareo: Raha niara-belona tamin'ny razanay izahay, dia tsy mba nikambana taminy handatsa-drà ny mpaminany.