Matthew 23:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia miampanga tena ianareo fa zanak’izay namono ny mpaminany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa amin’izany ny tenanareo ihany no mitsangan-ko vavolombelona fa zanak’izay namono ny mpaminany ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ny tenanareo no vavolombelona fa taranak’ireo mpamono ny mpaminany ianareo;
Malagasy Bible 1865
Ka dia miampanga tena ianareo fa zanak'izay namono ny mpaminany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia miampanga tena ianareo fa zanak’izay namono ny mpaminany.
malagasy
Ka dia miampanga tena ianareo fa zanak'izay namono ny mpaminany.