Matthew 23:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianareo izao dia efa nahafeno ny kapoaka famaran’ny razanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fenoy àry ny famaran’ny razanareo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary dia tohizo hatramin’ny farany izay efa natomboky ny razanareo!
Malagasy Bible 1865
Ary ianareo koa dia mamenoa ny famaran'ny razanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianareo izao dia efa nahafeno ny kapoaka famaran’ny razanareo.
malagasy
Ary ianareo koa dia mamenoa ny famaran'ny razanareo.