Matthew 23:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry bibilava, ry taranaky ny menarana! Hataonareo ahoana no fandositra ny fanamelohana ho any amin’ny afobe?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ry bibilava, taranaky ny menarana, ataonareo ahoana no fandositra tsy hohelohina ho any amin’ny gehen’afo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ry bibilava, tarana-menarana, hataonareo ahoana no fandositra tsy ho voaheloka any amin’ny lohasahan’afo?
Malagasy Bible 1865
Ry bibilava, taranaky ny menarana, hataonareo ahoana no fandositra ny fanamelohana ho any amin'ny helo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry bibilava, ry taranaky ny menarana! Hataonareo ahoana no fandositra ny fanamelohana ho any amin’ny afobe?
malagasy
Ry bibilava, taranaky ny menarana, hataonareo ahoana no fandositra ny fanamelohana ho any amin'ny helo?