Matthew 23:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hanody anareo ny ran’ny tsy manan-tsiny rehetra, izay nalatsaka tetỳ ambonin’ny tany, hatramin’ny ran’i Abela marina ka hatramin’ny ran’i Zakaria, zanak’i Barakia, izay novonoinareo teo anelanelan’ny tempoly sy ny alitara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hanody anareo avokoa ny ra marina nalatsaka teto ambonin’ny tany, hatramin’ny ran’i Abela lehilahy marina ka hatramin’ny ran’i Zakaria zanak’i Barakia, izay novonoinareo teo anelanelan’ny Tempoly sy ny ôtely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa hitambesatra aminareo ny ratsy natao tamin’ny olo-marina rehetra nalatsa-dra teto amin’ity tany ity, nanomboka tamin’i Abela olo-marina ka niafara tamin’i Zakarià zanakalahin’i Barakià, ilay novonoinareo teo anelanelan’ny Toeramasina sy ny alitara fisoronana.
Malagasy Bible 1865
mba hanody anareo ny rà marina rehetra, izay nalatsaka tambonin'ny tany, hatramin'ny ran'i Abela marina ka hatramin'ny ran'i Zakaria, zanak'i Barakia, izay novonoinareo teo anelanelan'ny tempoly sy ny alitara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hanody anareo ny ran’ny tsy manan-tsiny rehetra, izay nalatsaka tetỳ ambonin’ny tany, hatramin’ny ran’i Abela marina ka hatramin’ny ran’i Zakaria, zanak’i Barakia, izay novonoinareo teo anelanelan’ny tempoly sy ny alitara.
malagasy