Matthew 23:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazaiko aminareo marina tokoa: Hanody ity taranaka ity izany rehetra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho milaza marina aminareo fa tsy maintsy hihatra amin’ity taranaka ity izany rehetra izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazaiko marina aminareo fa hitambesatra amin’ny olona ankehitriny avokoa izany rehetra izany.
Malagasy Bible 1865
Lazaiko aminareo marina tokoa: Hanody ity taranaka ity izany rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazaiko aminareo marina tokoa: Hanody ity taranaka ity izany rehetra izany.
malagasy