Matthew 23:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry Jerosalema, ry Jerosalema, izay mamono ny mpaminany sy mitora-bato izay irahina ho ao aminy, impiry Aho no ta hanangona ny zanakao, tahaka ny fanòmban’ny akoho ny zanany ao ambanin’ny elany fa tsy nety ianareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Jerosalema, ry Jerosalema, izay mamono ny mpaminany sy mitora-bato izay nirahina ho aminao, impiry no nitadiavako hanangona ny zanakao tahaka ny anangonan’ny reniakoho ny zanany eo ambanin’ny elany, fa tsy nety ianao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ry Jerosalema, ry Jerosalema! Ianao izay mpamono ny mpaminany sy mpitora-bato ireo irahin’Andriamanitra aminao. Efa impiry moa Aho no nikasa hanangona ny mponina ao aminao, tahaka ny reniakoho manomba ny zanany, kanefa tsy nety ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ry Jerosalema, ry Jerosalema, izay mamono ny mpaminany sy mitora-bato izay irahina ho aminao, impiry Aho no ta-hanangona ny zanakao, tahaka ny fanomban'ny akoho ny zanany ao ambanin'ny elany, fa tsy nety ianareo!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry Jerosalema, ry Jerosalema, izay mamono ny mpaminany sy mitora-bato izay irahina ho ao aminy, impiry Aho no ta hanangona ny zanakao, tahaka ny fanòmban’ny akoho ny zanany ao ambanin’ny elany fa tsy nety ianareo!
malagasy