Matthew 23:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, ho lao ny tranonareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro fa avela aminareo ho trano lao ny tranonareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro ny tempolinareo fa havela aminareo ho trano lao.
Malagasy Bible 1865
Indro, avela ho lao ho anareo ny tranonareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, ho lao ny tranonareo.
malagasy
Indro, avela ho lao ho anareo ny tranonareo.Fa lazaiko aminareo: Hatramin'izao dia tsy hahita Ahy tokoa ianareo mandra-pilazanareo hoe: Isaorana anie Izay avy amin'ny anaran'i Jehovah.