Matthew 23:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa lazaiko aminareo: Hatramin’izao dia tsy hahita Ahy intsony ianareo mandra-pilazanareo hoe: Isaorana anie izay avy amin’ny anaran’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa lazaiko aminareo fa tsy hahita Ahy intsony ianareo ambara-pilazanareo hoe: Hohasoavina anie Izay avy, amin’ny Anaran’ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary lazaiko aminareo fa tsy ho hitanareo intsony Aho mandra-pilazanareo hoe: «Hombàm-pitahiana amin’ny anaran’ny Tompo anie Ilay avy!»
Malagasy Bible 1865
Fa lazaiko aminareo: Hatramin'izao dia tsy hahita Ahy tokoa ianareo mandra-pilazanareo hoe: Isaorana anie Izay avy amin'ny anaran'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa lazaiko aminareo: Hatramin’izao dia tsy hahita Ahy intsony ianareo mandra-pilazanareo hoe: Isaorana anie izay avy amin’ny anaran’NY TOMPO.
malagasy
Fa lazaiko aminareo: Hatramin'izao dia tsy hahita Ahy tokoa ianareo mandra-pilazanareo hoe: Isaorana anie Izay avy amin'ny anaran'i Jehovah.