Matthew 23:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tia ny fitoerana eny anoloana any amin’ny fanasana, sy ny fipetrahana eny anoloana eo amin’ny sinagoga izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tiany dia ny voalohan-toerana amin’ny fanasana, ny fipetrahana voalohany amin’ny sinagoga,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ankamamiany dia ny maka ny toeram-boninahitra amin’ny fanasana sy ny mipetraka eny aloha ao amin’ny sinagôga
Malagasy Bible 1865
Ary tia ny fitoerana aloha eo amin'ny fanasana izy, sy ny fipetrahana aloha eo amin'ny synagoga
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tia ny fitoerana eny anoloana any amin’ny fanasana, sy ny fipetrahana eny anoloana eo amin’ny sinagoga* izy
malagasy
Ary tia ny fitoerana aloha eo amin'ny fanasana izy, sy ny fipetrahana aloha eo amin'ny synagoga