Matthew 23:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary koa ny hoarahabain’ny olona eny an-tsena sy ny hataon’ny olona hoe: Raby ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny arahabaina eo an-kianja ary ny antsoin’ny olona hoe Raby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ny arahabaina eny an-kianja sy ny antsoin’ny olona hoe «Rabỳ» na hoe Mpampianatra.
Malagasy Bible 1865
sy ny hoharabain'ny olona eny an-tsena ary ny hataon'ny olona hoe: Raby ô!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary koa ny hoarahabain’ny olona eny an-tsena sy ny hataon’ny olona hoe: Raby ô!
malagasy
sy ny hoharabain'ny olona eny an-tsena ary ny hataon'ny olona hoe: Raby ô!