Matthew 23:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianareo kosa dia aza mba mety hatao hoe: Raby ô; fa iray ihany no Mpampianatra anareo ary ianareo rehetra dia mpirahalahy avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ianareo kosa, aza mba mety hantsoina hoe Raby, fa iray ihany no Mpampianatra anareo, ary mpirahalahy avokoa ianareo rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo kosa, aza mba mety hantsoina hoe «Rabỳ» na hoe Mpampianatra, satria iray ihany no Mpampianatra anareo ary mpiray tampo avokoa ianareo rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa ianareo kosa aza mba mety hatao hoe: Raby ô; fa iray ihany no mpampianatra anareo, ary ianareo rehetra dia mpirahalahy avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianareo kosa dia aza mba mety hatao hoe: Raby ô; fa iray ihany no Mpampianatra anareo ary ianareo rehetra dia mpirahalahy avokoa.
malagasy
Fa ianareo kosa aza mba mety hatao hoe: Raby ô; fa iray ihany no mpampianatra anareo, ary ianareo rehetra dia mpirahalahy avokoa.