Matthew 23:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza milaza olona etỳ an-tany ho rainareo koa; fa iray ihany no Ray dia izay any an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary aza miantso olona eto an-tany ho rainareo; fa iray ihany no Rainareo, dia Izay any an-danitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary aza miantso olona etỳ an-tany hoe «Rainareo» fa iray ihany no Rainareo, dia Ilay any an-danitra.
Malagasy Bible 1865
Ary aza milaza olona etỳ an-tany ho rainareo; fa iray ihany no Rainareo, dia Izay any an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza milaza olona etỳ an-tany ho rainareo koa; fa iray ihany no Ray dia izay any an-danitra.
malagasy
Ary aza milaza olona etỳ an-tany ho rainareo; fa iray ihany no Rainareo, dia Izay any an-danitra.