Matthew 24:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niala tao amin’ny tempoly Jesosy dia lasa nandeha; ary nanatona Azy ny mpianany mba hampijery Azy ny rafitry ny tempoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nivoaka avy tao amin’ny Tempoly i Jesoa ka lasa nandeha, dia nanatona Azy ny mpianany hampijery Azy ny rafitry ny Tempoly;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala teo an- kianjan’ny tempoly i Jesoa ka lasa nandeha; fa nanatona Azy kosa ny mpianany hampizaha Azy ny rafitry ny tempoly.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niala teo an-kianjan'ny tempoly Jesosy, dia lasa nandeha; ary ny mpianany nanatona Azy hampizaha Azy ny rafitry ny tempoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niala tao amin’ny tempoly Jesosy dia lasa nandeha; ary nanatona Azy ny mpianany mba hampijery Azy ny rafitry ny tempoly.
malagasy
Ary nony niala teo an-kianjan'ny tempoly Jesosy, dia lasa nandeha; ary ny mpianany nanatona Azy hampizaha Azy ny rafitry ny tempoly.