Matthew 24:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany dia maro no ho tafintohina ka hifampiampanga sy hifankahala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany koa dia maro no ho tafintohina ka hifampiampanga sy hifankahala be ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany koa, dia maro ny olona ho voatarika amin’ny ratsy ka hifampiampanga sy hifankahala.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany andro izany dia ho tafintohina ny maro, ary hifampiampanga sy hifankahala izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany dia maro no ho tafintohina ka hifampiampanga sy hifankahala.
malagasy
Ary amin'izany andro izany dia ho tafintohina ny maro, ary hifampiampanga sy hifankahala izy.