Matthew 24:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hisy mpaminany sandoka maro hitsangana ka hamitaka olona maro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hisy mpaminany sandoka maro hiseho, ka hamitaka olona maro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Betsaka ireo mpisandoka ho mpaminany no hijoro, ka hamitaka olona maro.
Malagasy Bible 1865
Ary hisy mpaminany sandoka maro hitsangana ka hamitaka ny maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hisy mpaminany sandoka maro hitsangana ka hamitaka olona maro.
malagasy
Ary hisy mpaminany sandoka maro hitsangana ka hamitaka ny maro.