Matthew 24:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary noho ny haben’ny tsy fankatoavan-dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan’ny maro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary noho ny habetsahan’ny faharatsiana, dia hihamangatsiaka ny fitiavan’ny maro;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary dia hihanaka tokoa ny ratsy ka hihamangatsiaka ny fitiavana an’Andriamanitra ao am-pon’ny maro;
Malagasy Bible 1865
Ary noho ny haben'ny tsi-fankatoavan-dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan'ny maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary noho ny haben’ny tsy fankatoavan-dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan’ny maro.
malagasy
Ary noho ny haben'ny tsi-fankatoavan-dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan'ny maro.