Matthew 24:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay maharitra hatramin’ny farany no hovonjena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izay haharitra hatramin’ny farany no ho voavonjy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa izay maharitra hatramin’ny farany no ho voavonjy.
Malagasy Bible 1865
Fa izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay maharitra hatramin’ny farany no hovonjena.
malagasy
Fa izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena.