Matthew 24:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hotorìna manerana izao tontolo izao ity Filazantsaran’ny fanjakana ity ho vavolombelona amin’ny firenena rehetra dia izay vao ho tonga ny farany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hotorina amin’izao tontolo izao ity Evanjelin’ny fanjakan’Andriamanitra ity, mba ho vavolombelona amin’ny firenena rehetra, vao ho tonga ny farany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary dia hatao antso avo eran’izao tontolo izao ity Vaovao Mahafaly momba ny Fanjakàn’Andriamanitra ity, mba ho vavolombelona amin’ny firenen-drehetra; izay vao ho tonga ny farany.
Malagasy Bible 1865
Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hotorìna manerana izao tontolo izao ity Filazantsaran’ny fanjakana ity ho vavolombelona amin’ny firenena rehetra dia izay vao ho tonga ny farany.
malagasy
Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany.