Matthew 24:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha hitanareo mitsangana ao amin’izay fitoerana masina ny fahavetavetan’ny fandravana, izay nampilazaina an’i Daniela mpaminany (Dan 12.11; 9.27), aoka hisaina izay mamaky izany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa hitanareo voatsangana amin’ny fitoerana masina ny fametavetana lozan-tany nolazain’i Daniela mpaminany (aoka hihevitra ny mpamaky),
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ho hitanareo tafajoro ao amin’ny Toeramasina ilay fanimbazimbana mahatsiravina, voalazan’i Daniela mpaminani n’Andriamanitra. (Aoka hahazo tsara izay mamaky!)
Malagasy Bible 1865
Koa raha hitanareo mitsangana ao amin'izay fitoerana masina ny fahavetavetan'ny fandravana, izay nampilazaina an'i Daniela mpaminany (Dan. 12. 11; 9. 27) (aoka hisaina izay mamaky izany),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha hitanareo mitsangana ao amin’izay fitoerana masina ny fahavetavetan’ny fandravana, izay nampilazaina an’i Daniela mpaminany (Dan 12.11; 9.27), aoka hisaina izay mamaky izany,
malagasy
Koa raha hitanareo mitsangana ao amin'izay fitoerana masina ny fahavetavetan'ny fandravana, izay nampilazaina an'i Daniela mpaminany (Dan. 12. 11; 9. 27) (aoka hisaina izay mamaky izany),