Matthew 24:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia aoka izay olona any Jodia handositra ho any an-tendrombohitra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia aoka izay any Jodea handositra any an-tendrombohitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa amin’izany, izay any Jodea aoka handositra any an-tendrombohitra;
Malagasy Bible 1865
dia aoka izay olona any Jodia handositra ho any an-tendrombohitra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia aoka izay olona any Jodia* handositra ho any an-tendrombohitra;
malagasy
dia aoka izay olona any Jodia handositra ho any an-tendrombohitra;