Matthew 24:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay ao an- tampon-trano dia aoka tsy hidina haka ny entany ao an-tranony;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary izay any ambony tafon-trano aoka tsy hidina haka ny zavany ao an-tranony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay any an-tampon-trano aoka tsy hidina haka izay zavatra ao an-tranony;
Malagasy Bible 1865
ary izay ao an-tampon-trano aoka tsy hidina haka ny ao an-tranony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay ao an- tampon-trano* dia aoka tsy hidina haka ny entany ao an-tranony;
malagasy
ary izay ao an-tampon-trano aoka tsy hidina haka ny ao an-tranony;