Matthew 24:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Loza ny hahazo ny bevohoka sy ny mampinono amin’izany andro izany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza no hanjò ny bevohoka sy ny mitaiza kely, amin’izany andro izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Loza no hanjo ny bevohòka sy ny mitaiza kely amin’ireo andro ireo!
Malagasy Bible 1865
Ary lozan'ny bevohoka sy ny mampinono amin'ireo andro ireo!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Loza ny hahazo ny bevohoka sy ny mampinono amin’izany andro izany!
malagasy
Ary lozan'ny bevohoka sy ny mampinono amin'ireo andro ireo!