Matthew 24:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Izy anefa taminy: Tsy hitanareo va ireo rehetra ireo? Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy havela hisy vato hifanongoa eo ka tsy horavana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa namaly Izy ka nanao taminy hoe: «Hitanareo va ireo rehetra ireo? Lazaiko marina aminareo fa tsy hisy vato havela hifanongoa eo izay tsy horavana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niteny i Jesoa nanao tamin’ny mpianany hoe: –Hitanareo moa ireo rehetra ireo? Lazaiko marina aminareo fa tsy havela hisy vato mifanongoa eo ka tsy harodana!
Malagasy Bible 1865
Fa Izy namaly ka nanao taminy hoe: Tsy hitanareo va ireo rehetra ireo? Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy havela hisy vato hifanongoa eto ka tsy horavana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Izy anefa taminy: Tsy hitanareo va ireo rehetra ireo? Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy havela hisy vato hifanongoa eo ka tsy horavana.
malagasy
Fa Izy namaly ka nanao taminy hoe: Tsy hitanareo va ireo rehetra ireo? Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy havela hisy vato hifanongoa eto ka tsy horavana. [Na:Tsy hitanareo izany rehetra izany]