Matthew 24:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mivavaha ianareo mba tsy ho amin’ny ririnina na ho amin’ny Sabata no handosiranareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mivavaha ianareo mba tsy ho amin’ny ririnina na amin’ny sabata no handosiranareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mivavaha mba tsy ho amin’ny ririnina na ho amin’ny sabata no handosiranareo.
Malagasy Bible 1865
Fa mivavaha ianareo mba tsy ho amin'ny ririnina na ho amin'ny Sabata no handosiranareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mivavaha ianareo mba tsy ho amin’ny ririnina na ho amin’ny Sabata no handosiranareo.
malagasy
Fa mivavaha ianareo mba tsy ho amin'ny ririnina na ho amin'ny Sabata no handosiranareo.